-
Amosa 5:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mitaky hofan’ny toeram-pambolena amin’ny mahantra ianareo sady mampandoa azy hetram-barimbazaha.+ Koa izao no hanjo anareo: Efa nanao trano tamin’ny vato voapaika ianareo,+ nefa tsy hipetraka ao intsony. Ary efa nanao tanimboaloboka mahafinaritra ianareo, nefa tsy hisotro divay avy aminy intsony.+
-