-
Amosa 7:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Ny vadinao ho lasa mpivaro-tena ao an-tanàna,+ ary ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy ho lavon-tsabatra. Ny taninao kosa hozarazaraina amin’ny alalan’ny tady fandrefesana. Ianao ho faty eo amin’ny tany maloto,+ ary ny Israely kosa tsy maintsy hatao sesitany, ka hiala amin’ny taniny.”’”+
-