Amosa 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Koa amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hataoko milentika amin’ny mitataovovonana ny masoandro,+ ary hataoko maizina ny tany amin’ny andro mazava be.
9 “‘Koa amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hataoko milentika amin’ny mitataovovonana ny masoandro,+ ary hataoko maizina ny tany amin’ny andro mazava be.