Mika 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Mika+ avy any Moreseta, tamin’ny andron’i Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria+ sy Jerosalema:+ Mika Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:1 si 155 Mika Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 “Soratra Rehetra,” p. 155 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1988, p. 27
1 Ny tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Mika+ avy any Moreseta, tamin’ny andron’i Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria+ sy Jerosalema:+