-
Mika 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary hamoaka didim-pitsarana eo amin’ny firenena maro izy,+ ka hanitsy izay tsy mety+ eo amin’ireo firenena matanjaka any lavitra.+ Dia hanefy ny sabany ho angadinomby izy ireo, ary ny lefony ho antsy fandrantsanam-boaloboka.+ Na izy ireo, na ireo firenena dia samy tsy hanainga sabatra hifamely. Ary tsy hianatra ady intsony koa izy ireo.+
-