Nahoma 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Hamely anao aho”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+ “Hodorako ao anaty setroka ny kalesin’adiny.+ Ho fatin-tsabatra ny liona tanora ao aminao,+ ary haripako tsy ho amin’ny tany ny rembinao. Ary tsy ho re intsony ny feon’ny irakao.”+ Nahoma Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:13 si 160 Nahoma Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:13 “Soratra Rehetra,” p. 160
13 “Hamely anao aho”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+ “Hodorako ao anaty setroka ny kalesin’adiny.+ Ho fatin-tsabatra ny liona tanora ao aminao,+ ary haripako tsy ho amin’ny tany ny rembinao. Ary tsy ho re intsony ny feon’ny irakao.”+