Hagay 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ‘Iza aminareo no nahita ity trano ity tamin’ny voninahiny taloha ka mbola velona eto ankehitriny?+ Ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy toy ny tsinontsinona+ ve raha oharina amin’ilay taloha?’ Hagay Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:3 si 168 Hagay Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:3 “Soratra Rehetra,” p. 168
3 ‘Iza aminareo no nahita ity trano ity tamin’ny voninahiny taloha ka mbola velona eto ankehitriny?+ Ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy toy ny tsinontsinona+ ve raha oharina amin’ilay taloha?’