Malakia 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Aoka re ianareo hampitony+ an’Andriamanitra, mba hiantrany antsika e!+ Ny nataonareo ihany no nahatonga izao. Koa handray tsara anareo ve izy?”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Malakia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:9 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1988, p. 18
9 “Aoka re ianareo hampitony+ an’Andriamanitra, mba hiantrany antsika e!+ Ny nataonareo ihany no nahatonga izao. Koa handray tsara anareo ve izy?”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.