Malakia 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Milaza koa ianareo fa ‘mandreraka izany!’,+ ka manamavo izany ianareo”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Biby nalaina an-keriny sy kilemaina ary marary+ no entinareo hatolotra ho fanatitra. Koa hahafaly ahy ve izay entinareo?”,+ hoy i Jehovah. Malakia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:13 w02 1/5 12; w89 1/10 30 Malakia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/2002, p. 12-131/10/1989, p. 301/3/1988, p. 19-20
13 Milaza koa ianareo fa ‘mandreraka izany!’,+ ka manamavo izany ianareo”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Biby nalaina an-keriny sy kilemaina ary marary+ no entinareo hatolotra ho fanatitra. Koa hahafaly ahy ve izay entinareo?”,+ hoy i Jehovah.