Matio 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Efa renareo fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona+ dia hatao ampamoaka eo anatrehan’ny fitsarana.’+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 5:21 w05 15/3 6; w91 1/1 13 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:21 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2005, p. 61/1/1991, p. 13
21 “Efa renareo fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona+ dia hatao ampamoaka eo anatrehan’ny fitsarana.’+