Matio 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 mba ho ny Rainao izay ao amin’ny miafina,+ fa tsy ny olona, no hahita fa mifady hanina ianao. Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina. Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:18 Fandalinana, Boky 1,
18 mba ho ny Rainao izay ao amin’ny miafina,+ fa tsy ny olona, no hahita fa mifady hanina ianao. Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina.