Matio 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa avy nanome toromarika ny mpianany roa ambin’ny folo lahy i Jesosy, dia niala teo ka nitety tanàna mba hampianatra sy hitory tany amin’ny tanàna hafa.+ Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:1 Fandalinana, Boky 1,
11 Rehefa avy nanome toromarika ny mpianany roa ambin’ny folo lahy i Jesosy, dia niala teo ka nitety tanàna mba hampianatra sy hitory tany amin’ny tanàna hafa.+