Matio 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nony fantatr’i Jesosy izany, dia niala teo izy. Maro koa no nanaraka azy, ka nositraniny daholo.+