Marka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy izy tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy olona sa ny mamono olona?”*+ Tsy niteny tsy nivolana anefa ireo. Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:4 w97 15/10 30 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:4 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1997, p. 30
4 Ary hoy izy tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy olona sa ny mamono olona?”*+ Tsy niteny tsy nivolana anefa ireo.