Marka 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa lasa ralehilahy, dia nanomboka nanambara tany amin’ny faritr’i Dekapolisy+ ny amin’izay rehetra nataon’i Jesosy taminy, ary gaga avokoa ny olona.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 5:20 nwt 1884; jy 115; gt toko 45 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:20 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 115 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1884 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1987, p. 9
20 Koa lasa ralehilahy, dia nanomboka nanambara tany amin’ny faritr’i Dekapolisy+ ny amin’izay rehetra nataon’i Jesosy taminy, ary gaga avokoa ny olona.+
5:20 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 115 Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1884 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1987, p. 9