Marka 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa hoy i Petera tamin’i Jesosy: “Raby ô, tsara ho antsika eto, koa avelao izahay hanangana tranolay telo, ka ny iray ho anao, ny iray ho an’i Mosesy, ary ny iray ho an’i Elia.”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 9:5 jy 144; gt toko 60 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:5 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 144 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1988, p. 8
5 Koa hoy i Petera tamin’i Jesosy: “Raby ô, tsara ho antsika eto, koa avelao izahay hanangana tranolay telo, ka ny iray ho anao, ny iray ho an’i Mosesy, ary ny iray ho an’i Elia.”+