Marka 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nony teny an-dalana anefa izy ireo ny ampitso vao maraina, dia nahita fa efa nalazo hatramin’ny fakany ilay aviavy.+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 11:20 w90 15/3 8 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:20 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1990, p. 8
20 Nony teny an-dalana anefa izy ireo ny ampitso vao maraina, dia nahita fa efa nalazo hatramin’ny fakany ilay aviavy.+