Lioka 6:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Fa izay mandre kosa nefa tsy mankatò,+ dia tahaka ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nanisy fototra. Namely mafy an’izany trano izany ny renirano, ary tonga dia nirodana izy ka rava+ tanteraka.”+
49 Fa izay mandre kosa nefa tsy mankatò,+ dia tahaka ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nanisy fototra. Namely mafy an’izany trano izany ny renirano, ary tonga dia nirodana izy ka rava+ tanteraka.”+