Lioka 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay,+ raha tsy hoe handeha hividy hanina ho an’ireto olona rehetra ireto angaha izahay.”+
13 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Omeo zavatra hohanina izy.”+ Dia hoy ireo: “Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa izahay,+ raha tsy hoe handeha hividy hanina ho an’ireto olona rehetra ireto angaha izahay.”+