Lioka 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tamin’izay indrindra, dia nisy tamin’ireo olona teo nitantara tamin’i Jesosy ny nanjo ny Galilianina+ sasany. Nampifangaroin’i Pilato tamin’ny sorona nataon’ireo Galilianina ireo mantsy ny ran’izy ireo. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 13:1 jy 184; w05 15/9 11; gt toko 79; w89 15/1 8 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:1 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 184 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/2005, p. 1115/1/1989, p. 8
13 Ary tamin’izay indrindra, dia nisy tamin’ireo olona teo nitantara tamin’i Jesosy ny nanjo ny Galilianina+ sasany. Nampifangaroin’i Pilato tamin’ny sorona nataon’ireo Galilianina ireo mantsy ny ran’izy ireo.
13:1 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 184 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/2005, p. 1115/1/1989, p. 8