Lioka 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy koa izy tamin’ny mpianany: “Nisy lehilahy manankarena, izay nanana mpanompo iray niandraikitra ny tao an-tranony rehetra.+ Ary nisy niampanga azy io tany aminy ho nandanilany foana ny fananan’ny tompony.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 16:1 w17.07 8 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:1 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),7/2017, p. 7
16 Ary hoy koa izy tamin’ny mpianany: “Nisy lehilahy manankarena, izay nanana mpanompo iray niandraikitra ny tao an-tranony rehetra.+ Ary nisy niampanga azy io tany aminy ho nandanilany foana ny fananan’ny tompony.+