Lioka 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy niandrandra ny lanitra, fa nikapo-tratra+ foana ka nanao hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.’+ Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy niandrandra ny lanitra, fa nikapo-tratra+ foana ka nanao hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.’+