Lioka 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Indray andro, raha mbola nampianatra ny olona tao amin’ny tempoly izy, sady nitory ny vaovao tsara, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny anti-panahy,+
20 Indray andro, raha mbola nampianatra ny olona tao amin’ny tempoly izy, sady nitory ny vaovao tsara, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny anti-panahy,+