Jaona 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Teo amin’ny toerana fitehirizam-bola+ sy zava-tsarobidy no nilazany izany, raha nampianatra tao amin’ny tempoly izy. Fa tsy nisy nisambotra azy,+ satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy. Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:20 Fandalinana, Boky 1,
20 Teo amin’ny toerana fitehirizam-bola+ sy zava-tsarobidy no nilazany izany, raha nampianatra tao amin’ny tempoly izy. Fa tsy nisy nisambotra azy,+ satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy.