Jaona 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny mpangalatra+ tsy tonga raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana.+ Fa izaho kosa tonga mba hananany fiainana, eny, hananany fiainana maharitra. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 10:10 jy 186 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:10 Jesosy no Lalana, p. 186
10 Ny mpangalatra+ tsy tonga raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana.+ Fa izaho kosa tonga mba hananany fiainana, eny, hananany fiainana maharitra.