Jaona 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+ Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 15:4 jy 276; w02 1/2 18 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:4 Jesosy no Lalana, p. 276 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2002, p. 18
4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+