Jaona 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera:+ “Ny Tompo io!” Vao ren’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany ny akanjony ka nafatony teo amin’ny andilany, satria tsy niakanjo* izy. Ary nitsoraka tao anaty ranomasina izy.
7 Koa hoy ilay mpianatra tian’i Jesosy+ tamin’i Petera:+ “Ny Tompo io!” Vao ren’i Simona Petera fa ny Tompo io, dia nanaovany ny akanjony ka nafatony teo amin’ny andilany, satria tsy niakanjo* izy. Ary nitsoraka tao anaty ranomasina izy.