Jaona 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy i Jesosy: “Avia hisakafo maraina.”+ Tsy nisy sahy nanontany hoe: “Iza ianao?”, satria fantatr’ireo fa ny Tompo io. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 21:12 w09 1/8 20 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:12 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2009, p. 20
12 Hoy i Jesosy: “Avia hisakafo maraina.”+ Tsy nisy sahy nanontany hoe: “Iza ianao?”, satria fantatr’ireo fa ny Tompo io.