Jaona 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izany no nolazainy mba hanambarana ny fomba hahafatesan’i+ Petera izay hanomezany voninahitra an’Andriamanitra.+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia niteny tamin’i Petera hoe: “Manaraha ahy mandrakariva.”+
19 Izany no nolazainy mba hanambarana ny fomba hahafatesan’i+ Petera izay hanomezany voninahitra an’Andriamanitra.+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia niteny tamin’i Petera hoe: “Manaraha ahy mandrakariva.”+