Asan’ny Apostoly 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tamin’izy nihaona tamin’ireo, dia nanafatrafatra izy hoe: “Aza miala eto Jerosalema,+ fa andraso foana ilay nampanantenain’ny Ray+ sady efa renareo tamiko.
4 Ary tamin’izy nihaona tamin’ireo, dia nanafatrafatra izy hoe: “Aza miala eto Jerosalema,+ fa andraso foana ilay nampanantenain’ny Ray+ sady efa renareo tamiko.