Asan’ny Apostoly 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy lehilahy nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny+ nentin’olona ka napetrany isan’andro tao amin’ny tempoly, teo akaikin’ilay vavahady atao hoe Vavahady Kanto,+ mba hangataka tamin’izay niditra tao amin’ny tempoly.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:2 bt 28 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:2 Fandalinana, Torio, p. 28
2 Ary nisy lehilahy nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny+ nentin’olona ka napetrany isan’andro tao amin’ny tempoly, teo akaikin’ilay vavahady atao hoe Vavahady Kanto,+ mba hangataka tamin’izay niditra tao amin’ny tempoly.+