Asan’ny Apostoly 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary izao ilay andalan-tenin’ny Soratra Masina izay novakiny: “Toy ny ondry nentina hovonoina izy, ary toy ny zanak’ondry moana eo anoloan’ny mpanety azy ka tsy miloa-bava.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:32 w96 15/7 8 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:32 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1996, p. 8
32 Ary izao ilay andalan-tenin’ny Soratra Masina izay novakiny: “Toy ny ondry nentina hovonoina izy, ary toy ny zanak’ondry moana eo anoloan’ny mpanety azy ka tsy miloa-bava.+