21 Gaga anefa izay rehetra nandre azy, ka nanao hoe: “Ka tsy io ve ilay fatra-panenjika+ an’ireo niantso izany anarana izany tany Jerosalema e? Ary izany indrindra aza no ahatongavany eto, mba hitondra an’ireny mifatotra any amin’ny lehiben’ny mpisorona.”+