Asan’ny Apostoly 9:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia hoy i Petera taminy:+ “Ry Enea, manasitrana anao i Jesosy Kristy.+ Mitsangàna ary amboary ny fandriananao.” Dia nitsangana avy hatrany i Enea.
34 Dia hoy i Petera taminy:+ “Ry Enea, manasitrana anao i Jesosy Kristy.+ Mitsangàna ary amboary ny fandriananao.” Dia nitsangana avy hatrany i Enea.