Asan’ny Apostoly 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa avy hatrany dia naniraka olona tany aminao aho, ary soa fa tonga ianao. Koa indreto izahay rehetra eto anatrehan’Andriamanitra mba hihaino izay rehetra nandidian’i Jehovah anao holazaina aminay.”+
33 Koa avy hatrany dia naniraka olona tany aminao aho, ary soa fa tonga ianao. Koa indreto izahay rehetra eto anatrehan’Andriamanitra mba hihaino izay rehetra nandidian’i Jehovah anao holazaina aminay.”+