-
Asan’ny Apostoly 11:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Nivavaka tao an-tanànan’i Jopa aho ary nahita fahitana. Nisy zavatra nampidinina avy any an-danitra. Toy ny lamba rongony lehibe nampidinina tamin’ny zorony efatra ilay izy, ka tonga teo amiko.
-