Asan’ny Apostoly 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa voasambotra i Petera, dia nataony am-ponja+ ka natolony mba hambenan’ny antoko-miaramila efatra nifandimby, izay nisy miaramila efatra avy. Nikasa hampiseho azy tamin’ny vahoaka mantsy izy taorian’ny Paska.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 12:4 bt 77-78; w12 15/1 11; w90 15/7 20 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:4 Torio, p. 77-78 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2012, p. 1115/7/1990, p. 20
4 Rehefa voasambotra i Petera, dia nataony am-ponja+ ka natolony mba hambenan’ny antoko-miaramila efatra nifandimby, izay nisy miaramila efatra avy. Nikasa hampiseho azy tamin’ny vahoaka mantsy izy taorian’ny Paska.+