Asan’ny Apostoly 15:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa mbola nijanona nampianatra tany Antiokia+ kosa i Paoly sy Barnabasy, ary nitory ny vaovao tsara momba ny tenin’i Jehovah+ niaraka tamin’ny olon-kafa maro.
35 Fa mbola nijanona nampianatra tany Antiokia+ kosa i Paoly sy Barnabasy, ary nitory ny vaovao tsara momba ny tenin’i Jehovah+ niaraka tamin’ny olon-kafa maro.