-
Asan’ny Apostoly 16:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nivoaka ny vavahady izahay tamin’ny andro sabata, ary nankeo amoron’ny renirano satria nihevitra izahay fa nisy toerana fivavahana teo. Dia nipetraka izahay ka nitory tamin’ny vehivavy nivory teo.
-