Asan’ny Apostoly 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny sasany tamin’ny Jiosy mpivezivezy izay mpamoaka demonia,+ dia mba niezaka koa niantso ny anaran’i Jesosy Tompo+ tamin’izay nisy demonia, ka nanao hoe: “Mandidy+ mafy anareo amin’ny alalan’i Jesosy izay torin’i Paoly aho.”
13 Ary ny sasany tamin’ny Jiosy mpivezivezy izay mpamoaka demonia,+ dia mba niezaka koa niantso ny anaran’i Jesosy Tompo+ tamin’izay nisy demonia, ka nanao hoe: “Mandidy+ mafy anareo amin’ny alalan’i Jesosy izay torin’i Paoly aho.”