5 Ary afaka mijoro ho vavolombelon’ny zavatra nataoko ny mpisoronabe sy ny anti-panahy+ rehetra. Avy tamin’izy ireo koa no nakako taratasy+ ho an’ireo rahalahy tany Damaskosy, ary efa teny an-dalana haka an-dry zareo tany aho, mba hitondrako azy mifatotra hankatỳ Jerosalema mba hosazina.