Asan’ny Apostoly 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa niresaka momba ny fahamarinana+ sy ny fifehezan-tena+ ary ny fitsarana+ ho avy anefa i Paoly, dia natahotra izy ka nanao hoe: “Mandehana aloha, fa mbola hampaka anao ihany aho rehefa mety ny fotoanako.” Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 24:25 bt 194-195; w93 15/8 17-19 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:25 Torio, p. 194-195 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1993, p. 17-19
25 Rehefa niresaka momba ny fahamarinana+ sy ny fifehezan-tena+ ary ny fitsarana+ ho avy anefa i Paoly, dia natahotra izy ka nanao hoe: “Mandehana aloha, fa mbola hampaka anao ihany aho rehefa mety ny fotoanako.”