Asan’ny Apostoly 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa tonga i Paoly, dia nitsangana nanodidina azy ny Jiosy nidina avy tany Jerosalema, ka nilaza fiampangana lehibe maro+ izay tsy hainy noporofoina akory.
7 Rehefa tonga i Paoly, dia nitsangana nanodidina azy ny Jiosy nidina avy tany Jerosalema, ka nilaza fiampangana lehibe maro+ izay tsy hainy noporofoina akory.