Asan’ny Apostoly 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Imbetsaka aho no nanasazy azy tany amin’ny synagoga rehetra,+ ka niezaka ny hanery azy handa ny finoany. Ary satria tezitra mafy dia mafy tamin’izy ireny aho, dia vitako hatramin’ny nanenjika azy tany amin’ny tanàna ivelany mihitsy aza. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 26:11 w99 15/6 30-31 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:11 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/1999, p. 30-31
11 Imbetsaka aho no nanasazy azy tany amin’ny synagoga rehetra,+ ka niezaka ny hanery azy handa ny finoany. Ary satria tezitra mafy dia mafy tamin’izy ireny aho, dia vitako hatramin’ny nanenjika azy tany amin’ny tanàna ivelany mihitsy aza.