-
Asan’ny Apostoly 26:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia hoy i Paoly: “Mangataka amin’Andriamanitra aho mba hahatongavanao ho toa ahy izao, na ho ela na ho haingana, ary tsy ianao ihany fa izay rehetra mandre ahy anio koa, eny, ho toa ahy izao, afa-tsy amin’ireto fatorana ireto.”
-