-
Asan’ny Apostoly 27:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Nony efa nadiva haraina ny andro, dia nampirisika ny rehetra hihinan-kanina i Paoly. Hoy izy: “Anio no andro fahefatra ambin’ny folo niandrasanareo sy tsy nikasihanareo hanina, ka tsy nihinananareo na inona na inona.
-