Romanina 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ka ny voninahitr’ilay+ Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra toy ny sarin’olona+ mety lo sy toy ny sary mampiseho vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+ Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:23 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1,
23 ka ny voninahitr’ilay+ Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra toy ny sarin’olona+ mety lo sy toy ny sary mampiseho vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+