Romanina 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny fehezan-dalàna hoe: “Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ aza mitsiriritra”,+ mbamin’izay didy hafa rehetra, dia efa voafintina amin’izao teny izao: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
9 Fa ny fehezan-dalàna hoe: “Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ aza mitsiriritra”,+ mbamin’izay didy hafa rehetra, dia efa voafintina amin’izao teny izao: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+