1 Korintianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa araka ny voasoratra hoe: “Tsy hitan’ny maso na ren’ny sofina, na nitsiry tao am-pon’ny olona ny zavatra nomanin’Andriamanitra ho an’izay tia azy.”+ 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:9 ip-2 366; w90 1/3 22 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:9 Faminanian’i Isaia II, p. 366 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1990, p. 22
9 Fa araka ny voasoratra hoe: “Tsy hitan’ny maso na ren’ny sofina, na nitsiry tao am-pon’ny olona ny zavatra nomanin’Andriamanitra ho an’izay tia azy.”+