1 Korintianina 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ny amin’ny virjiny kosa, dia tsy nahazo didy avy amin’ny Tompo aho. Manome ny hevitro+ anefa aho, satria nanehoan’ny Tompo+ famindram-po mba ho mendri-pitokisana.+ 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:25 Fandalinana, Boky 1,
25 Ny amin’ny virjiny kosa, dia tsy nahazo didy avy amin’ny Tompo aho. Manome ny hevitro+ anefa aho, satria nanehoan’ny Tompo+ famindram-po mba ho mendri-pitokisana.+